Ity lesona ity dia natao hamaritana ny atao hoe teolojia Pratika amin'ny maha-paikady enti-mitondra sy mandamina Fiangonana azy. Fa etsy ankilany koa dia enti-mandinika ny fahiziany amin'ny maha-taranja akademika azy. Koa dia ny tantarany sy ny fivoarany no hanokafana ny lesona. 
Niveau: L2