FITARIHAN-TENY ANKAPOBENY AMIN’NY HAIFAPANDROSOANA FIANGONANA
Endriky ny fampianarana : Fampianarana atolotry ny mpampianatra, famelabelarana arahim-pifanakaloazan-kevitra ataon’ny mpianatra
Ny naoty dia ny fitambaran’ny :
§ Fitsapana mitohy
§ Fanadinana famaranana
Ambangovangon’ny lesona :
Ity fampianarana ity dia natao iresahana ny tsara ho fantatra rehetra mahakasika ny Haifampandrosoana Fiangonana (HF) na Teolojia Pratika (TP). Hidirana amin’ny antsipirihany ny niandohany sy ny fivoarany amin’ny maha-taranja ampianarina. Ankoatra izany dia ho velabelarina koa ny fomba fiasa sy ireo modely samihafa amin’ny HF/TP
Tanjona : Ny lesona dia natao hanampiana ny mpianatra hamaritra mazava ny atao hoe HF/TP ka tsy hampifangaro azy amin’ireo taranja hafa amin’ny fianarana teolojia.Izany hoe ity lesona ity dia natao hahaizan’ny mpianatra mametraka amin’ny toerany ny HF/TP sy ny anjara asany na amin’ny fianarana na amin’ny fandraisana anjara amin’ny fiainam-piangonana na laika na mpitandrina.
.
Vokatra andrasana:
Aorian’ity lesona ity ny mpianatra dia :
- Afaka mitanisa ireo vanim-potoana nolalovan’ny HF/TP
- Afaka manavaka sy manasongadina ny taranja HF/TP amin’ny taranja hafa
- Afaka mitanisa ireo singan-taranja mifandray amin’ny HF/TP
- Afaka mitanisa ireo zana-taranja amin’ny HF/TP
- Mahafantatra ireo lalan-kizorana, fomba fisaina ary haifitrandrandraka amin’ny HF/TP
Firafitry ny lesona
Fitarihan-teny ankapobeny
1- Ny tanjon’ny fianarana teolojia ato amin’ny FJKM
2- Ny tsanganan’ny mpianatra teolojia avoakan’ny FJKM
3- Ireo taranja samihafa ianarana sy izay andrasana amin’ny mpianatra amin’ny HF/TP
Tantaran’ny HF/TP
1- Tamin’ny andron’Ireo Rain’ny Fiangonana
a. Evagre le pontique
b. Grégoire de Naziance
c. Jean Chrysostome
d. Grégoire le Grand
2- Tamin’ny andro antenantenany
a. Thomas d’Aquin
b. Dunn Scot
c. Guillaume d’Ockham
3- Hatramin’ny andron’ny fanitsiam-pivavahana
a. Lotera sy ny tontolo miteny Alemana
i. Martin Lotera
ii. Hyperius
iii. Voetius
iv. Philipp Jaacob Spencer
v. Plit, Nitsch, Ternens, Plack, Ratenstrauch
vi. Friedrich Daniel Ernst Schleiermacher
b. Bucer
c. Kalvina sy ny tontolo miteny Frantsay
i. Jaona Kalvina
ii. Jean-Frédéric Ostervald
iii. Alexandre Vinet
4- Hatramin’ny taon-jato faha XX
a. Karl Barth
b. Thurneysen
c. Alexandre Vinet
d. Ny HF/TP sy ny ekiomenisme
e. Ny teolojian’ny fanafahana
5- Ny HF/TP Anglo-Saxon hatramin’ny 1960
a. Amerikana
b. Anglisy
c. Kanadiana
6- Ny HF/TP Malagasy
a. Tamin’ny andron’ny Misionera
b. Hatramin’ny niorenan’ny FJKM
i. Titus RASENDRAHASINA
ii. Albert ZAKARIASY
iii. Michel FETY sy Vaohavy RASAMOELINA
iv. HF/TP ankehitriny sy ny ho avy
Ny firafitry ny HF/TP amin’ny fianarana teolojia
7- James Faowler
8- Browning
9- Ny fahiziana marososona sy ny HF/TP
Ny Fomba fiasa amin’ny TP
10- Donzé
11- Gagnebin
12- Ny anjara toeran’ny haifiarahamonina sy ny siansan’ny mahaolona
Fomba fisaina
13- Barth
14- Tillich
15- Browning sy Tracy
16- Ny fahiziana marososona sy ny HF/TPH
NY modely samihafa
TAHIRIN-KEVITRA
Ballard, Paul, « Practical theology as an academic discipline », Theology no 98 (1995), p. 112 122.
Browning, Don S., « From practice to theory and back again », dans Don S. Browning (dir.), A fundamental Practical Theology. Descriptive and strategic proposal, Minneapolis, Fortress Press, 1991.
——— (dir.), Practical Theology, San Francisco, Harper & Bros, 1983.
Cameron, H, P J Richter, et D Davies, Studying Local Churches: A Handbook, London, SCM Press, 2005.
Dubied, Pierre-, et Bernard Reymond, « La théologie pratique dans ces dernières decennies », Foi et Vie no Juillet (1994), p. 59 74.
Dudley, Carl S. (dir.), Building Effective Ministry: Theory and Practice in the Local church, Cambridge, Harper and Row, 1983.
Gagnebin, Laurent, « Comment se fait la théologie pratique », dans Bernard Reymond et Jean-Michel Sordet (dir.), La Théologie pratique : statut, méthodes, perspectives d’avenir. Textes du congrès international œcuméniques et francophone de la théologie pratique, Le Point T., Paris,
Gibbs, E, et R K Bolger, Emerging Churches: Creating Christian Community in Postmodern Cultures, London, SPCK Publishing, 2005.
Heitink, G, Practical Theology: History, Theory, Action Domains: Manual for Practical Theology, (coll. Studies in practical theology), Michigan/Cambridge, W.B. Eerdmans Publishing Company, 1999.
Jones, D. Owan, Teology pastoraly, Imarivolanitra - Antananarivo, Librairie Protestante, 1945.
Jorgensen, S. E., Ny theologia pastoraly na ny amy ny Fitandremana ny Fiangonana, Antananarivo, Den Norske Mission, 1885.
Kaempf, Bernard, « Histoire de la théologie pratique », dans Bernard Kaempf (dir.), Introduction à la théologie pratique, Strasbourg, Presse Universitaire de Strasbourg, 1997, p.13 32.
———, « La théologie pratique selon Schleiermacher », dans Bernard Raymond et Jean-Michel Sordet (dir.), La Théologie pratique : statut, méthodes, perspectives d’avenir. Textes du congrès international œcuméniques et francophone de la théologie pratique, Paris, Beauchesne, 1993, p.7 19.
Lemieux, Raymond, L’intelligence et le risque de croire Théologie et sciences humaines, 1999.
Lonergan, Bernard J.F., Pour une méthode en théologie, Montréal-Paris, Les éditions Fides - Les éditions du Cerf, 1978.
Mehl, R, Décolonisation et missions protestantes, (coll. Collection Présence de la mission), Paris, Société des missions évangéliques de Paris, 1964.
Pattison, Stephen, et James Woodward, « An intro to pastoral and practical theology », dans James Woodward, Stephen Pattison et John Patton (dir.), A Blackwell Reader in Pastoral and Practical Theology, Oxford - Massachusetts, Blackwell Publishers, 2000, p.1 11.
Ranson, C. W. et al., « Le ministère pastoral aujourd’hui et demain à Madagascar. Rapport de la commission d’enquëte », Le Monde no Chrétien no 39 (1956).
Ranson, C.W et al., Ny raharahan’ny mpitondra Fiangonana eto Madagasikara amin’izao fotoana izao sy amin’ny ho avy. Rapaoron’ny komisiona namotopototra ny amin’ny mpitondra Fiangonana eto Madagasikara, Conseil International des Missions (Komity Lehiben’ny misiona Protestanta rehetra eran’izao tontolo izao), Tananarive, Comité Intermissionnaire de Madagascar, 1957.
Routhier, G et M Viau (dir.), Précis de théologie pratique, (coll. Théologies pratiques), Bruxelles, Lumen Vitae, 2007.
Swinton, J, et H Mowat, Practical Theology and Qualitative Research - second edition, London, SCM Press, 2016.
Théologie, Réflexions sur la méthode en théologie, « Réflexions sur la méthode en théologie », dans Jean-Guy Nadeau (dir.), La praxéologie pastorale. Orientations et parcours Tome II, Cahier d’études pastorales, Montreuil, Fides, 1987, p.61 77.
Viau, Marcel, Introduction aux études pastorales, Montréal - Paris, Médiaspaul, 1987.
———, « Petite histoire de la théologie pastorale », dans Marcel Viau (dir.), Introduction aux études pastorales, Montréal, Médiaspaul, 1987.
Zulehner, Paul M., « Théologie pratique », dans Peter Eicher (dir.), Nouveau Dictionnaire de la théologie (2eme Edition), Paris, Les Editions du Cerf, 1996.